Entry | 1 bamba iray |
Elementary words | 2 bamba, iray |
Part of speech | 3 locution |
Explanations in Malagasy |
4 [1.10#B.46] miravona tsy misy avo sy iva, na fiavakavahana 5 [1.1] bamba |
Explanations in English |
6 [1.7] level or alike all over |
Explanations in French |
7 [1.8] égal ou de même niveau partout, uniforme |
Examples |
8 ka nanjary bamba iray tsy nisy famavany intsony mampahatsiaro irony tongo-tsariolona vorodamba, filalaon'ny ankizy fahizay. [1.223] 9 tsy hita loatra ny hanavahana ny hoditra mitanjaka sy ny faritra mitafy amin' ny tenany, fa saika bamba iray izany rehetra izany. [2.472] |
Other spellings | 10 bambaray, bambiray |
Anagrams | 11 bamba iray, mibarabay |
Updated on 2023/01/01 |